Entrée | 1 fidanihana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 danika |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidanihan' ny hainandro |
Explications en français |
7 [1.3] L'action de se chauffer |
Synonymes | 8 fidanika |
Anagrammes | 9 andafihany, andifihana, fanahadiny, fidanihana, handafiany, handifiana, hifanadina, hifandaina |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |