Entrée fidanika (danika)
Partie du discours nom
Définition malgache Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidaniky ny hainandro [Rajemisa 1985]
Définition française Manière de se chauffer [Abinal 1888]
Morphologie 
fidanika
fidaniko
fidanikao
fidaniny
fidanitsika
fidanikay
fidanikareo
fidanik'
fidani-
fidaniky
-pidanika
-pidaniko
-pidanikao
-pidaniny
-pidanitsika
-pidanikay
-pidanikareo
-pidanik'
-pidani-
-pidaniky
Synonymes fidanihana

2016/08/05