Entrée fidarabohana (daraboka (daboka))
Partie du discours nom
Explications en malgache Fianjerana mafy amin' ny tany [1.1]
Explications en français L’action de tomber lourdement [1.3]
Exemples Ary amin' izany andro izany, hoy Jehovah, Dia hisy feo re mitaraina any am-bavahadin-kazandrano, Sy fidradradradrana ao amin' ny tanàna ambany, Ary fidarabohana miezinezina any amin' ny havoana. [2.996]

Mis à jour le 2023/01/08