Entrée fidinana (idina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Asa atao rehefa midina, izany hoe rehefa mankamin' ny toerana ivaiva kokoa: Mahasalama ny olona sasany ny fidinana any amoron-dranomasina. Sarotsarotra ny fidinana amin' itỳ fiara itỳ
Lalana midina mitsontsorika mankamin' ny toerana ambany: Mitandrema tsara amin' ny fidinana fa malama ny lalana [1.1]
Explications en français L’action de descendre, la descente [1.3]
Exemples 
1Mahafinaritra mihitsy ny hitaingina kalesy atsy amin' ny fidinana avara-tanàna. [2.332]
2Ny ampitson' iny fidinana tany Ampangambe iny vao nanohy ny diany I Feno sy Donga. [2.472]
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20