Entrée fidobohana (doboka)
Partie du discours nom
Définition malgache Famoahana feo mafy sy migoboka: Ny fidobohan'ny amponga no nanaitra ny manodidina [Rajemisa 1985]

Entrée fidobohana (doboka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitoerana, fipetrahana, fijanonana [Rajemisa 1985]

2012/11/17