|
|
|
|

Entrée (1/2)1  doboka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Feon-javatra midafoka, mipoaka, ka mirohana sy migoboka
4 Feon' ampongabe velezina na ny zavamaneno sy ny feon' ny olona manao feo ambany dia ambany: Henonao izany dobok' amponga izany ? [1.1]
Explications en anglais  5 a thumping sound, as of a drum [1.7]
Explications en français  6 son retentissant, sourd, comme celui des tambours, des vagues qui se brisent, des cascades,
7 du bourdonnement des oreilles, d’un coup de poing sur le dos [1.3]
8 son de battement, comme d'un tambour [1.8]
Exemples  9  Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko. [2.472]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  23  Son
Tous les mots composés  24  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  25  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)26  doboka
Partie du discours  27  nom
Explications en malgache  28 Enti-milaza fijanonana, fipetrahana elaela amin' ny tany na toerana iray. [1.1]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Anagrammes  doboka, 39 kadobo

Mis à jour le 2025/11/17