Entrée fieboana (ebo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fireharehana: Ny harena no anton' ny fieboany [1.1]
Exemples fa mifetsy ny fananan' ny mpitondratena amin' ny fivavahana lavareny ataony mba ho fieboana fotsiny, ka hohelohina mafimafy kokoa izy. [2.996]
Dérivés 

Mis à jour le 2023/02/26