Entrée |
fieritreretana
(eritreritra (eritra))
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fiasan' ny saina mangina mamakafaka sy mandinika zavatra: Tsy ampy fieritreretana ianao, anaka [1.1]
|
Explications en anglais | Mulling things over; the conscience [1.7]
|
Explications en français | Action de réfléchir; la conscience [1.8]
|
| Réflexion [1.13]
|
Exemples |
1 | Ny fieritreretana no milaza ny fahamarinan'izany.
[2.366]
|
2 | izany ary tsy ilana fieritreretana kely akory izany.
[2.528]
|
|
Mots composés |
|
Proverbes |
Article |
|