Entrée eritreritra (eritra)
Partie du discours   nom
Définition malgache   fisainana, asan' ny saina mamakafaka sy mandinika maharitra momba ny zavatra iray [Rajemisa 1985]
   menimeny, hetsika ny saina [SLP: Voambolana]
Traduction anglaise   thought, meditation [Hallanger 1973]
Traduction française   réflexion, méditation [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
   pensée, conscience [SLP: Voambolana]
Exemples  
1Aza be eritreritra ny amin' izany ianao. [Rajemisa 1985, page 188]
2Teo andrefan-trano Rasoa no variana sy lasa eritreritra. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3Ambony no ho vadinao anaka, fa aza mba manana eritreritra hianao! [Rajohanesa: Kintana]
Vocabulaire  
Dérivations  
Morphologie  
eritreritra
eritreritro
eritreritrao
eritreriny
eritreritsika
eritreritray
eritreritrareo
eritreritr'
eritreri-
eritreritry
Synonymes   eritra
Citations  

Mis à jour le 2017/06/15