Entrée fieronana (erona)
Partie du discours nom
Définition malgache Famoahana feo toy ny mingonona arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Vaky nandositra aho nondre ny fieron' ilay alika [Rajemisa 1985]
Synonymes fierona

2009/02/23