Entrée erona
Partie du discours nom
Définition malgache Fitezerana, fandrahonana
¶ Famoahana feo toy ny mingonona ary arahina fihetsehana vonon-kandramatra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a growl, a roar [Hallanger 1973]
Traduction française l'action de gronder, de rugir, de réprimander [Abinal 1888]
 grondement, rugissement [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Exemples ary kiakiaka sy naonaona mbamin' ny erona sy reondreona fotsiny toy ny an' ny biby amam-borona no hainy. [Rabemolaly: Fary, page 216]

Entrée erona
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Taimoro] hendry [Rakotosaona 1975]

Entrée erona
Partie du discours nom
Définition malgache Fofon-kanina na zavatra may: Maimbo erona [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31