Entrée fifadiana (fady)
Partie du discours nom
Définition malgache Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran' ny Razana na noho ny famehezan-tena: Fifadiana fisotro mahamamo [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise abstention [Hallanger 1973]
Traduction française L'abstinence, le jeûne, la mortification, le temps [pour le jeûne] [Abinal 1888]
 abstention de certains mets, certains actes tabous [Hallanger 1974]
Exemples 
1Ny Fivavahana sy ny fombany rehetva dia ny Batisa, ny Asosaiety, ny fifadiana alahady, ny Fiangonana na alahady na tsy alahady sns dia tsy maintsy hajanona avy hatrany. [Randriamamonjy: Tantara]
2Tsy azo lavina kosa anefa fa nisy toe-tsaina tsara sy madio izay tsy azo odian-tsy hita tamin' ireo fombafomba nankalazana ny famorana taloha, toy ny fifadiana ny fitondran-tena ratsy nandritra io fotoana io. [Rajemisa: Fomba]
Articles 

Mis à jour le 2020/11/28