Entrée fifakoana (fako)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanangonana (fakofako, fikotra, bozaka) [1.1]
Explications en français L’action de ramasser les balayures, les débris, le lieu [1.3]
Exemples Toa milaza aminy hoe "tsy fataon' ny ankizy mihitsy ny fifakoana kitay fahavelon-drainy, nefa ataony amin' izao faotoana izao" - sy ny fitohizan' ny resaka tsy hay tampenana intsony. [2.470]

Mis à jour le 2023/01/08