|
|
|
|

Entrée1 fifamofoana
Radical  2fofo
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fangatahan' ny zazalahy iray zazavavy amin' ny ray aman-dreniny ho vadiny araka ny fombafomba rehetra fanao amin' izany [1.1]
Exemples  5 Raha nihantsona teo amin' ny fifamofoana fotsiny izy, dia fifamofoana. [2.5#]
6 Ilay zazavavy tsotra koa nankasitraka rahateo, ka dia natao ny fifamofoana. [2.499#]

Mis à jour le 2025/09/12