|
|
|
|

Entrée1 fifanaikena
Radical  2aiky
Partie du discours  3 nom
Explications en français  4 Comme fifanekena [1.3#10]
Exemples  5 Nosoniavina tamin' ny 12 Septambra ny fifanaikena amin' ny fanjakana frantsay sy malagasy; [2.366#]
6 Tsy mba nisy taratasy vita sonia sy voatombo-kase ny fifanaikena, fa vitan' ny fifampitokisana. [2.296#]
Morphologie 
7 Simple :
8 Préfixée :

Mis à jour le 2025/09/12