Entrée fifefena (fefy)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanatonana ho ao ambany fiarovana, fialokalofana: Ny fifefena amin' ny mpitandro ny filaminana [Rajemisa 1985]

2009/02/23