Entrée fefy
Partie du discours nom
Définition malgache Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika afaka miditriditra ao
Mitovy hevitra: ampiantany tsivikinindahy ~ aro ~ kiady ~ manda ~ rova ~ tamboho ~ vala [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a fence, a wall, a hedge, an enclosure, a defence.
¶ fefy vato: a stone wall [Richardson 1885]
 a fence, an enclosure [Hallanger 1973]
Définition française clôture, haie [Hallanger 1974]
Définition française (toute l'île : haie vive, mais aussi palissade, clôture, tout ce qui sert de défense). Nom des plantes utilisées à faire des haies, surtout lors qu'elles sont épineuses, défensives. On dit : tokony hamefy ny tanimbolinao ianao : « Vous devriez entourer d'une haie défensive votre jardin potager » [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
fefy
fefiko
fefinao
fefiny
fefintsika
fefinay
fefinareo
fefin'
fefin-
fefim-
-pefy
-pefiko
-pefinao
-pefiny
-pefintsika
-pefinay
-pefinareo
-pefin'
-pefin-
-pefim-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ho voasazy ve izay mihoa-pefy? [SeFaFi , 2013/09/25]
2Tsy mateza loatra anefa ny fefy hazo. [FOFAFIPE: Rosovola, page 9]
3Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako. [Andriamalala: Taolambalo, page 103]
4Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 166]

Entrée fefy
Partie du discours nom
Définition malgache Omby vonoina rehefa avy mandevina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the name given to the beef distributed at the ceremony of the afana, usually called henampefy. [Richardson 1885]
Dérivations 
Morphologie 
fefy
fefiko
fefinao
fefiny
fefintsika
fefinay
fefinareo
fefin'
fefin-
fefim-
-pefy
-pefiko
-pefinao
-pefiny
-pefintsika
-pefinay
-pefinareo
-pefin'
-pefin-
-pefim-
Synonymes henampefy

2019/01/02