Entrée |
fifidianana
(fidy)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fakana izay tiana an-tsitrapo, filantenana, fijobonana, fitsongoana; fandatsaham-bato: Tsy misy fifidianana raha atao an-tery, na mivantana izany na an-kolaka [1.1]
|
Explications en anglais | The act of choosing An election. [1.7]
|
Explications en français | Action de choisir élection. [1.3, 1.8]
|
Exemples |
1 | Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara.
[2.472]
|
2 | Nandalo indroa Atoa Ranaivo Jonah nanontany vaovao izay tsy nisy fa nilamina ny fifidianana.
[2.356]
|
|
Titres |
|
|