Entrée fifohazana (foha)
Partie du discours nom
Définition malgache Fahatairana, fitsanganana avy eo am-pandriana: Ora fifohazana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise awakening; revival [Hallanger 1973]
Traduction française réveil ; action de se lever [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Ary raha vao teraka hateloana Ramasinoro, dia narary tamy ny an-doha, koa mafy ny farariny, koa nam-palahelo tokoa ary sahirana dia sahirana amy ny fifohazana hizaha azy sy hanontany izay toetrany. [Cohen-Bessy: Rakotovao]

Mis à jour le 2020/07/31