Entrée figadragadra (gadragadra)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny feo migadragadra, izany hoe ratsy faneno toy ny vilany vaky: Mahatsikaiky ny figadragadran' ny feon' Ibalita kely [Rajemisa 1985]
Définition française L'état de la voix rauque, cassée [Abinal 1888]

2013/10/10