|
|
|
|

Entrée1  fihaingoana
Radical  2 haingo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Ny asa atao raha mihaingo: Tsara ny fihaingoana raha atao amim-pahendrena.
5 Ny zavatra entina mihaingo: Vary nisy nangalatra ny kaviny, ny haba volamena, ny fisisika, ny fihaingoany rehetra. [1.1]
Explications en français  6 L’action de se parer, ornement. [1.3#206]
Exemples  7  Manao fihaingoana fatratra araka ny foraba tamin' izany. [1.437#]
8  Nony ela ny ela, dia sendra nisy mpanankarena maty, ka lambamena sy fihaingoana saro-bidy maro karazana no nampombain' ny havany azy. [2.69#]

Mis à jour le 2025/09/12