Entrée fihalangalanana (halangalana)
Partie du discours nom
Définition malgache Fihatakatahana, tsy fiarahana amin' ny maro
Mitovy hevitra: fiolonolonana [Rajemisa 1985]
 tsy fandraisana andraikitra [SLP 1986]
Définition française désengagement [SLP 1986]

2012/11/17