Entrée fiolonolonana (olonolona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fihatakatahana tsy te hiaraka amin' ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana [Rajemisa 1985]
 fihatahana amin'ny besinimaro na ara-piaraha-monina na ara-pomba na ara-pifampifehezana; lamin-kevitra izay milaza fa tsy tanjona hiafarana akory ny fiaraha-monina fa natao hampivoatra sy hahasambatra ny tsirairay [SLP 1986]
Définition française individualisme [SLP 1986]
Vocabulaire 

2009/10/23