| Entrée | 1 fihambahambana |
| Radical | 2hambahamba |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4Fisalasalana, tsy fahatapahan-kevitra.
[1.1] |
| Explications en français |
5L'action d’hésiter, l'indécision.
[1.3#210] |
| Exemples |
6 Ny atao hoe « critique » dia tsy faniniana befahatany fa fanatsarana ny tsara ary fanambarana ny tsy mety, fiderana ny mendrika ary tsy fihambahambana kosa hilaza ny tsiny sy ny kilemany.
[2.895#]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|