Entrée hambahamba (hamba)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io
Fiatoatoana raha miteny.
Mihambahamba, misalasala, miahanahana, miahotrahotra, miherohero [1.1]
Explications en anglais Indecision, hesitation [1.2]
Exemples Koa raha hanao hambahamba ianareo, ka ny ahy tsy asehonareo fa vilia aman-tapa-kazo amam-panaovan-jiro sy tongodatabatra sy vilany vy no asehonareo eto Antsahatsiroa, koa tsy ireny no ahy nalainareo fa fanakareo ireny, fa hafa ny ahy. [2.298]
Dérivés 
Synonymes hamba

Mis à jour le 2023/01/20