Entrée fihamboana (hambo)
Partie du discours nom
Définition malgache Fiheverana ny tena ho ambony; filazana ny tena ho manana zavatra na toetra tsy ananana; fisehoana ho hafa noho ny tena toetran' ny tena: Fihamboana fotsiny ny azy milaza ho be diplaoma fa tsy nahita fianarana firy akory izy [Rajemisa 1985]

2009/02/23