| Entrée (1/2) | 1 hambo |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Fiheverana ny tena ho ambony; firehana ho tsy mitovy amin' ny hafa amin' ny zavatra rehetra; filazana ho mahay zavatra tsy hay; fandokafan-tena tafahoatra: Olona be hambo Rakoto ka tsy hanaiky ny hifona aminao.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4pretense, imposture.
[1.7] |
| Explications en français |
5prétention, imposture.
[1.8] |
| Exemples |
6 hianao tsy lany hambo, izaho tsy very avona;
[2.69#]
7 Izany dia midika ho fananana saina misokatra lalandava, mailo lalandava, be fanetren-tena, be fahatoniana, tsy ahitana hambo mihitsy. [1.369#] 8 Be hambo tokoa izy ka tsy mba firy no maniry hihinam-potsiny na hanantena haren-drafozana, fa lehilahy hianefitra ka tsy maintsy vonona amin' izay hiseho rehetra. [2.436#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 185 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/2) | 19 hambo |
| Partie du discours | 20 adjectif |
| Explications en malgache |
21tonta.
[Taisaka]
[1.78] |
| Explications en français |
22vieux (objets).
[Taisaka]
[1.82] |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|