|
|
|
|

Entrée1  fihaonana
Radical  2 haona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fifanenana, fifankahitana: Teny an-tsena no nifankahitan' ny olona taloha ka izany no niantsoana ny tsena fahiny hoe fihaonana
5 Fifanenana, fiadiana: Fihaonan-dalana [1.1]
Explications en anglais  6 a place of resort, an appointment, a market, so called in a time of mourning. [1.2]
7 a meeting; a meeting place [1.7]
Explications en français  8 jonction [1.8, 13]
9 rencontre [1.8]
10 intersection [1.13]
Exemples  11  Famangiana ihany no anton' ny fihaonana. [2.366#53]
12  ary dia nangataka fihaonana taminay, hono, izy. [2.643#98]
13  Maro ny fihaonana tsy nanaovan-draharaha nalehan' ny iraka. [2.366#78]
14  Mila hitovy hatrany ny resaka amin' ireny fihaonana kely mahantra ireny. [2.472]
Tous les mots composés  15  2 combinaisons de ce mot

Anagrammes  16 fiahonana, 17 fihaonana, 18 ifonahana

Mis à jour le 2025/11/09