Entrée | fiharana (harana) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Fomba fitadiavana [Rajemisa 1985] | |
Entrée | fiharana (hatra) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Fahatongavana, fidonana hatrany amin' ny,..: Ny fiharan' izany any amin' ny taranaka mandimby no atahorana [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |