Entrée hatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fahatongavana na fidonana any amin' ny noheverina haleha; fikasihana [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Morphologie  
hatra
hatramy
hatrany
hatr'
Analogie   hatramy

Entrée hatra
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Teny atambatra: 1) amin' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa, ary, any, mba hoenti-milaza faritoerana tratrarina: Hifaninana hazakazaka ianareo hatrerỳ amin' ny foto-paiso erỳ; 2) amin' ny mpampiankina, amy mba hilazana fetran' isa na fotoana tsy azo ihoarana: Manisà hatramin' ny telopolo / Andraso aho hatramin' ny zomà [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   up to, as far as (of time and space) [Hallanger 1973]
Traduction française   depuis, jusqu'à [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  

Entrée hatra
Partie du discours   adjectif
Traduction anglaise   a word for zatra [Provincial] [Richardson 1885]
Traduction française   habitué. § zàtra. [Tankarana] [David 1952 (takila H)]

Mis à jour le 2017/03/10