Entrée fihatahana (hataka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanalavitana, fitokanana tsy miaraka amin' ny hafa: Indraindray ilaina ny fihatahana amin' ny namana ratsy
¶ Fikisahana, fitanilana: Fihatahana mba handehanan' ny lehibe [Rajemisa 1985]
Définition française écart [SLP 1986]
Synonymes samaka

2009/09/09