Entrée fihataka (hataka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba entina mihataka, izany hoe manalavitra, mitokana tsy miaraka amin' ny hafa; na mikisaka kely, mitanila [Rajemisa 1985]
Définition française écartement [SLP 1986]
Synonymes fisamaka

2009/10/20