Entrée fihazakazaka (hazakazaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina mihazakazaka
Fandehanana haingana, hafainganana: Tsy anerany ny fihazakazaky ny andro [1.1]
Explications en français La manière de courir [1.3]
Exemples Tamin' izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny. [2.996]

Mis à jour le 2023/01/09