|
|
|
|

Entrée1  fihazonana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  hazona
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.1] Fitanana, tsy fanomezana olona ny tokony ho azy
Explications en français  7  [1.3#230] Ce avec quoi on retient, frein, et tout ce qui sert pour retenir, l’action de retenir
8  [1.13] patère, ancrage
Exemples  9  [2.298#] Na homeny anao daholo aza, fihazonana no ahy.
10  [2.529#] Rahefa tsy vadiko intsony ny zanak' Ingahy Ranjalahy, izay nanome asa ahy noho ny maha-vinantony ahy fotsiny, dia raisiko ho famelezana ny hambompoko ny fihazonana ahy amin' ny asa.

Anagrammes  11  fanohizana, fihazonana, nahafoizan, nifohazana

Mis à jour le 2025/08/10