Entrée | 1 fiheverana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 hevitra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry Fandinihana, fieritreretana: Tsy ampy fiheverana ny ankizy matetika Fanombanana: Fa inona marina no fiheveranao ahy |
Explications en français |
5 [1.3#243] La méditation, la réflexion, la discussion |
Exemples |
6 [2.285#] Ekenao ve izany fiheverana izany?
7 [2.472#] Mahery noho izany fiheverana izany anefa ny alaheloko azy. 8 [1.369#] Fa inoany kosa fa tena mitondra ny fiheverana vahoaka iray aho. |
Vocabulaire | 9 Philosophie |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |