Entrée fihihirana (hihitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiaretana mikiribiby manao zavatra: Noho ny fihihirany no nahazoany voalohany tamin' ny fanadinana [1.1]
Explications en français La ténacité, la constance [1.3]
Exemples Koa nataoko fa ilaina ny nangataka ireo rahalahy hialoha anay ho aty aminareo, mba hampamonona rahateo ny fiantrana nampanantenainareo, sady haha-tena fiantrana azy tokoa, fa tsy fihihirana. [2.996]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/09