Entrée | 1 fihodinana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 hodina |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] Fitsimbadihana eo an-toerana ihany ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany: Ny fihodinan' ny tany no mahatonga ny andro sy ny alina Fitodihan' ny loha mankany aoriana: Ny fihodinany no tsy nahitany anao Tsipika afovoany ihodinan' ny zavatra iray, lahintangerina: Misy simba ny fihodinan' itỳ kodiarana itỳ |
Explications en français |
7 [1.3#257] La révolution, le tour, l'essieu, l’axe, la direction 8 [1.13] rotation |
Exemples |
9 [2.445#] Izany fihodinana izany no manome herin' aratra. 10 [2.114#] Eo amin' ny fihodinana voalohany dia mandeha amin' ny antsasamanilan' ny isan' ny mpandatsa-bato ny fifidianana. |
Anagrammes | 11 fihodinana, hifanadino, nidofahany, nidohafany |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |