|
|
|
|

Entrée1  fihodinkodinana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  hodinkodina
Exemples  4  [fihodinkodinana] Tsy dia fanalavan-dresaka na fihodinkodinana foana tsy akory ny ohatrohatra - araka ny fisason'ny tsy mahalala.
5  [2.472] Ny hazakazaka sy ny fihodinkodinana eo am-piasana no tsy itovia na, fa raha ny vely kibay sy karavasy ary antsoantso, dia samy misy izany.
Morphologie 
6  Simple :
7  Préfixée :

Mis à jour le 2025/07/29