|
|
|
|

Entrée1 fihomehy
Radical  2homehy
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fomban' ny olona rehefa mihomehy: Mahatsikaiky ny fihomehin-dRangahy io fa mihovotrovotra ny tenany manontolo [1.1]
Exemples  5 Tonga fandatsan' ny mpifanakaiky aminay izahay, sady fihomehy amam-paneson' ny manodidina anay. [2.996#]

Mis à jour le 2025/09/12