|
|
|
|

Entrée1  fijejojejoana
Radical  2 jejojejo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona langa; fahakasikasiana, fahamaivanan-doha [1.1]
Explications en anglais  5 wanton or lewd conduct [1.7]
Explications en français  6 la dissipation [1.3#294, 1.8]
7 la légèreté, la luxure [1.3#294]
Exemples  8  ka lany henatra dia navarin' ny filan-dratsiny tamin' ny fijejojejoana amam-pahalotoana rehetra. [2.996#56.004.019]

Mis à jour le 2025/09/12