|
|
|
|

Entrée1  fijerena
Radical  2 jery
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanopazana ny maso amin javatra na olona mba handinihana azy: Avy ety ambony havoana ety no fijerena ny tanàna...
5 Zavatra enti-mijery
6 Fandinihana, fitsapana, fizahana: ato no fijerena ny marary
7 Fangorahana: Fijerena ny kamboty sy ny mahantra [1.1]
Morphologie 
8  Simple :
9  Préfixée :
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02