|
|
|
|

Entrée1  fikarepoka
Partie du discours  2  nom
Radical  3  karepoka
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mikarepoka, izany hoe mamoaka feo manokana rehefa tsakoina: Mora fantatra ny fikarepoky ny voanjo ao am-bava
Fomba entina mikarepoka, izany hoe mihinana zavatra izay mikepokepoka na mikaraoka ao am-bava: Toy izao ny fikarepoky ny saka ny taolan' ny akoho

Mis à jour le 2024/12/11