|
|
|
|

Entrée1 fikatrohana
Radical  2katroka
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fipohana, fidonana: Nahatsiravina ny fikatrohan' ilay fiarakodia tamin' ny tamboho rary vato
Fiadiana, fikaonana: Tsy nahajery ny fikatrohan' ny tafika roa tonta, hono, izy
Fiasana, fianarana amim-pilofosana: Ny fikatrohan' ny mpianatra rehefa akaiky ny fanadinana [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12