|
|
|
|

Entrée 1  fikelezana
Radical  2 kely
Partie du discours  3  nom
Exemples  4  Na izany aza, noho ny fikelezan' ain' ny mpianatra dia nandroso tsara izy. [2.649#43]
5  Dia hoy izy roa lahy: "Valin' ny fahendrena sy ny fikelezan-aina ary ny fahafetsenay. [2.293#33]
Morphologie 
6  Simple :
7  Préfixée :
Combinaisons  8 fikelezana aina

Mis à jour le 2026/02/26