| Entrée | 1 fikisinana |
| Radical | 2 kisina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Falaimihetsika; tsy fiaingana avy hatrany fa mitaredretra noho ny hakamoana: Vary andro amin' ny fikisinana eo ampandriana i Balita kely ka diso fidirana [1.1] |
| Anagrammes | 5 fikisinana, 6 fisikinana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|