|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  kisina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana [1.1]
Exemples  4  Dia nitory kisina taminy isan' andro teo izy sy nanorisory azy tamin' ny hata-dava, ka efa sosotra mafy ny fanahiny nila hahafaty azy [2.996#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Synonymes  12 kisinkisina
Combinaisons  13  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Entrée (2/2) 14  kisina
Partie du discours  15  nom
Explications en français  16 [Merina+Bezanozano] Nom d'une liane indéterminé (citée dans la Firaketana Malagasy). [1.196]
Vocabulaire  17  Botanique

Anagrammes  kisina, 18 sikina

Mis à jour le 2026/02/26