|
|
|
|

Entrée1  fikopahana
Radical  2 kopaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihetsiketsehan' ny zavatra iray izay tsofin' ny rivotra:
5 Mahafinaritra ny mijery ny fikopahan' ny raina!
6 Fihetsiketsehan' ny elatry ny vorona rehefa manidina:
7 Miadana ny fikopahan' ny elatry ny vorona lehibe [1.1]
Explications en anglais  8 A fan [1.2]
Explications en français  9 Eventail, ventilateur [1.3#169]
Exemples  10  ny ora lany foana tamin' ny fikopahana afon' arina sy ny fantsakana ary ny fivezivezena any an-tsena. [2.285#]
Synonymes  11 fikopaka

Anagrammes  12 fikapohana, 13 fikopahana

Mis à jour le 2025/11/13