Entrée kopaka
Partie du discours nom
Définition malgache Fihefahefan' ny zavatra; fanetsiketsehan' ny vorona ny elany rehefamanidina; fivoha sy fihidin' ny varavarana; fihetsiketsiky ny ravina tsofin' ny rivotra; lafiny mihodina amin' ny varavarana: Misy kopa-droa ny varavaranay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a flapping [Hallanger 1973]
Définition française action de s'agiter comme les ailes d'un oiseau [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

2017/04/02