|
|
|
|

Entrée1  filafihana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  lafika
Explications en malgache  4  [1.1] Zavatra atao lafika
Fijanonana ela ao amin' olona iray mampiantrano ny tena
Filozohana, fikezahana

Mis à jour le 2025/07/29