Entrée | filaminana (lamina) | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Fipetrahan' ny zavatra tsara eo amin' ny anjara toerany avy: Ny filaminan' ny fanaka ao an-trano Fiaraha-mitoetra amim-piraisan-tsaina: Mahafinaritra ny filaminan' ny mpiara-monina ao amin' ny fokontany Firindrana, tsy fisian-javatra manembantsembana: Aza matahotra ianao fa mandeha amim-pilaminana ny raharahantsika [1.1] | ||
Mots composés |
| ||
Proverbes | Proverbes contenant le mot filaminana | ||
Anagrammes | familinana, filaminana, mifanalina |
Mis à jour le 2023/01/05 |